Sosialy Tapatapany

Fahatapahan-drano

Nitokona nanakan-dalana sady nandoro kodiarana vokatry ny fahatapahan’ny rano, efa ho andro maromaro izao, ny mponina teny Ankatso I, omaly. Tsiahivina fa tamin’ny taona 2019 no nanomboka nijaly rano izy ireo. Adiny efatra monja no mandeha ny rano sady zara raha misy ny tosiky ny rano.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao