Tapatapany Tranga samihafa

Faharatrana mafy

Miady mafy amin’ny fahafatesana any amin’ny hopitaly ny mpanampy ny mpamily ny kamiao niharan-doza tany amin’ny lalam-pirenena fahafito, any Ambohimahasoa, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Misy olona telo hafa isan’ireo maratra mafy ihany koa mbola any amin’ny hopitaly. Ny mpamily sy olona telo hafa no namoy ny ainy tamin’ny loza.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao