Raharaham-pirenena Sombiny

Ben’ny tanàna voaroba

Very tao amin’ny biraon’ny ben’ny tanàna any BelalandaToliara II, afak’omaly, ny vola enina hetsy sy roa tapitrisa ariary niampy vatoaratra lehibe roa, basy poleta iray misy bala efatra.  Isan’ny nampanantsoina tany amin’ny biraon’ny zandary ny tompon’andraikitry ny polisy kaominaly miantoka ny fiambenana ny biraon’ny kaominina.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao