Kolontsaina Tapatapany

Kanto an-tanàn- dehibe

Natomboka tamin’ ny 8 oktobra teo ny « Stritaty », fetin’ny kanto an-tanàn-dehibe, karakarain’ireo mpa­nakanto, any Antsiranana. Handray ny andiany fahefatra ny hetsika izay tsy hifarana raha tsy amin’ny 12 oktobra ho avy izao. Fantatra fa mpa­nakanto manan-talenta maro avy eto an-toerana sy avy any ivelany no mandray anjara amin’izany.