Fanatanjahantena Tapatapany

Fifaninanam-pirenena

Hotanterahina amin’ny 16 ka hatramin’ ny 20 oktobra ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja tenisy ambony latabatra, eny amin’ny lapan’ny Fana­tan­jahantena, Mahamasina. Hifaninana mandritra ny fihaonana ireo mpilalao ao amin’ny sokajy zandri­ny na « junior », « sénior » ary zokiny na « vétéran ».

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra