Tapatapany Tranga samihafa

Fanendahana sy tsindron’antsy

Tratra ny lehilahy iray voalaza fa tompon’antoka tamin’ny fanendahana niharo tsindron’antsy naha­faty olona iray, tany Tsararano Nosikely, Mahajanga, andro maromaro lasa izay. Nanendaka olona hafa, tamin’ny harivan’ny alatsinainy lasa teo, no nahasamborana azy.