Tapatapany Tranga samihafa

Fanafihana teny Itaosy

Namoy ny ainy teny amin’ny hopitaly ilay lehilahy lehibe voatifitra teny Itaosy, afak’omaly hariva. Teny an-dalana teo akaikin’ny toerana nisehoan’ny fanafihana io lehilahy io no notifirin’ireo jiolahy. Vola an-tapitrisany teny amina mpivarotra iray hamonjy fodiana kosa no voaroba. Tsy mbola misy tratra ireo olon-dratsy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra