Sosialy Tapatapany

Famokaran-drano etsy Amoronankona

Mbola tsy vita ny asa fanamboarana an’ilay toby famokaran-drano vaovao, etsy Amoronan­kona. Hanatevin-daharana ilay orinasa mpanatanteraka ny asa, noho izany, ny eki­pan’ ny orinasa Jirama mba hami­tana ny asa farany izay haingana. Fantatra fa hamaha ny olan’ny famatsiana rano amin’ iny faritra Atsinanan’Antananarivo iny ny fahavitan’izany.