Tapatapany Tranga samihafa

Fahatrarana mpamaky trano

Noraisim-potsiny teo am-pivoahana ny trano iray avy norobain’izy ireo, teny Andohan’i Mandroseza, ny lehilahy roa, ny alin’ny alatsinainy lasa teo. Mbola tratra teny amin’izy roa lahy ireo ny karazana entana avy nanga­lariny. Nahitana basy tsy tena izy sy antsy lava ary saron-tava teny amin’izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra