Fanatanjahantena Tapatapany

Basket-ball

Ny Ligin’Atsimo Andrefana no handray ny fifanina­nam-pirenena amin’ny taranja basket-ball ho an’ny sokajy latsaky ny valo ambin’ny folo taona. Hotontosaina amin’ny 12 oktobra ka hatramin’ ny 20 oktobra 2019 ny lalao ao amin’ny kianja mitafon’i Toliara sy ny Prefektora.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra