Raharaham-pirenena Tapatapany

Fanohanana

Nanamafy ny fanohanany ny kandidà Rajaonarimampianina Hery ny komity miaro ny fiainam-bahoaka (Kmfb), tarihin-dRazafitsiferana Oliva. Nambaran’izy ireo fa tsy misy afa-tsy ny fanohizana ny asa efa natomboky ny fitondram-panjakana hatramin’ny taona 2014 no hahafahan’i Madagasikara miroso any amin’ny fampandrosoana.