Samihafa Tapatapany

Horonantsary fanadihadiana

Hihazo an’i Toulouse (Frantsa) ilay horonantsary fanadihadiana « Zanaka, Ainsi parlait Félix » novolavolain’i Lova Nantenaina, amin’ny 25 aogositra hatramin’ny 1 septambra ho avy izao. Handray anjara amin’ny « Africap » ity horonantsary ity. Efa nandrombaka ny « Zébu d’Or » tamin’ny andiany faha-14 tamin’ny fihaonan’ny sarimihetsika fohy teto Madagasikara izy io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra