Kolontsaina Tapatapany

Fihaonana slam

Raikitra indray ny fihaonana Slam, etsy amin’ny Cercle Germano malagasy (CGM/GZ) Analakely, anio. Ho fantatra amin’io fotoana io ilay mpirima izay mandresy lahatra sy mampihoraka ny mpijery, ka hahita ny anarany hisoratra eo amin’ilay « Micro » manan-daza. Andiany fahasivy izao hatao etsy Analakely izao. Izay mandresy amin’io fotoana io no hanolotra ny « Micro » ho an’ilay mendrika indrindra amin’ny andiany manaraka.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra