Tapatapany Tranga samihafa

Fahatrarana rongony

Nosakanana sy nosavain’ny polisy ny lehilahy telo nampiahiahy nandalo tao ambadiky ny kianjan’ny Maki Andohatapenaka, tamin’ny afak’omaly maraina. Nahatratrarana rongony iray fonosana lehibe ny entana noentin’izy ireo. Fantatra fa 500 ariary no nividianan’izy ireo ny fonosana iray amin’io zava-mahadomelina io ary hamidiny arivo ariary avy eo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra