Tapatapany Tranga samihafa

Raharaha vono olona

Andrasana ny fahaton­gavan’ny fianakavian’ilay lehilahy lehibe nisy namono tany Manamby distrikan’i Mahabo, ny herinandro lasa teo, hahafahan’ny zandary miroso amin’ny fanadi­hadiana lalina. Ho fantatra amin’ny fakàna am-bavany azy ireo ny olona mety ho manana lonilony na fahavalon’ilay namoy ny ainy.