Tapatapany Tranga samihafa

Fikarohana ao anaty rano

Tsy mbola hita ireo lehilahy roa lasan’ny rano tamin’ny faharendrehana lakana, tany Alarobia Ambatomanga, Manjakandriana,
ny alin’ny sabotsy lasa teo, araka ny vaovao voaray omaly. Miara-misalahy amin’ny fikarohana azy ireo ao anaty rano ny fokonolona sy ny zandary.