Sosialy Tapatapany

Fankalazana

Anio no hanamarika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny mpampivelona ry zareo mpikambana ireo mivondrona ao amin’ny fikambanam-paritry ny mampivelona eto Analamanga. Etsy amin’ny Hjra no hanatanterahana izany. Ny sabotsy lasa teo kosa no efa nahatontosa an’io fanamarihana io tany Toamasina ho an’ny sehatra nasionaly.