Kolontsaina Tapatapany

Vela-kevitra

Sambany teo amin’ny nanolorana ny fihaonan’ny mpankafy tantara « Café Histoire », etsy amin’ny Mozean’ny saripika Anjohy, no hisy fandraisana anjara amin’ny teny Anglisy. Fotoana vitsy ihany koa dia ho avy ny fandraisam-pitenenana amin’ny teny Malagasy. Ho amin’ity fanombohana ity dia ny tantaran’ireo diplomaty teto Madagasikara no hovahavahana, amin’ny 19 oktobra 2019 ho avy izao. Rasta Rafaravavitafika sy Razafimandimby Heriniaina no handray fitenenana anatin’izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra