Fanatanjahantena Tapatapany

Lalao maneran-tany

Handray anjara amin’ny lalao maneran-tany ny taranja haiady kempo ny Malagasy, amin’ny 18 ka hatramin’ny 23 novambra 2019, any Singapour. Mpikatroka efatra no mandrafitra ny ekipam-pirenena izay ahitana an-dRandrianarivelo Patrick, mpila ravinahitra any Frantsa, Rakotomaria Tsinjo, Razafindrakoto Sitraka ary Henintsoa Fidi­salama.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra