Kolontsaina Tapatapany

« K-Pop Festival »

Handray ny andiany fahasivy amin’ny 12 sy 13 oktobra ho avy izao etsy amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano ny « Manga Mania Festival ». Natao ho an’ireo mpankafy ny kolontsaina Aziatika ity hetsika ity izay hivondronana mpandray anjara an’arivony. Tranoheva 65, fanentanana karazany 30 hahitana lalao an-tsolosaina, fifaninanana fianjaika aziatika, fanolorana ireo tantara an-tsary samihafa ary fifaninanana dihy sy mozika no handray ireo mpijery. Handray ny masoivohon’i Japon Ichiro Ogasawara ity andiany ity.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra