Sosialy Tapatapany

Fanemorana fana­dinana

Hihemotra amin’ny fotoana manaraka ny fanadinana hataon’ireo mpianatra ao amin’ny sekoly ampitain-davitra, Cntemad, araka ny naoty fampahafantarana nataon’ izy ireo. Fantatra fa mifa­nindry amin’ny fotoana hanatanterahana ny bakalorea fihodinana
faharoa manokana no antony nanemorana azy noho ny mety tsy ho fahampian’ny trano fanaovana ny fanadinana.