Tapatapany Tranga samihafa

Fahafatesana vehivavy

Tsy mbola misy tohiny ny fanadihadiana eny amin’ny polisy momba ny fahafatesana vehivavy iray hita faty tao amina trano fandriam-bahiny teny Antanety Ambohimanarina, herinandro lasa izay. Andrasana ny valin’ny fizahana ny razana (autopsie) avy eny amin’ny hopitaly hahafantarana ny antony nahafaty an’ilay vehivavy.