Sosialy Tapatapany

Bakalorea teknika

Nizarazara ny hevitr’ ireo mpianatra nanatan­teraka ny bakalorera teknika fa nisy ampahany tamin’ny laza adina no tsy mbola nataon’izy ireo tany an-tsekoly ka nanano­sarotra ny andro faharoa tamin’ny fanadinana, hoy ny sasany. Milaza ny ho tsy nanana olana kosa ny hafa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra