Raharaham-pirenena Tapatapany

Hafatra

Mampirisika ireo mpitandro filaminana miady amin’ny asan-jiolahy indrindra ireo any amin’ny faritra Atsimo, mba tsy hiverin-dalana ny loholona Lylison René, nandritra ny fanatrehany ny lanonana fanaovam-beloma farany ny vatana mangatsiakan’ny lehiben’ny zandarimaria namoy ny ainy tany Befandriana Avaratra, teny Betongolo, omaly.