Sosialy Tapatapany

Fandraharahana

Mangataka ny hanovana ny lalàna mifehy ny fampiasam-bola ny filohan’ny fivondronan’ny mpandraharaha Malagasy na ny Fivmpama vaovao . Voalaza fa efa tsy mifanaraka amin’ny zava-misy intsony ny voalazan’ny lalàna teo aloha mifehy ny fampiasam-bola misy eto amintsika. Tamin’ny taona 2008 no efa lany nefa tsy mbola nivoaka ny didy fampiharana azy ary ny vahiny mpampiasa vola eto amintsika no tena mahazo tombony.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra