Tapatapany Tranga samihafa

Tifitra nahafaty

Namoy ny ainy noho ny tifitra nahazo azy ny lehilahy iray, efapolo taona, tany Ankifafa Ambalakazaha any amin’ny distrikan’Antsalova, faritra Menabe. Teny an-dalana hamonjy tsena, tamin’ny alarobia 3 jolay izy, no niharan’ny fanafihana. Tsy nisy anefa ny entana na vola voaroba.