Tapatapany Tranga samihafa

Loza tetsy Tsaralalàna

Samy nahitana fahasimbana ny fiara roa nijanona nanolo­ana ny tobin-tsolika iray tetsy Tsaralalàna, omaly, rehefa nifandona. Tsy nisy ny aina nafoy sy ny olona naratra, araka ny fitantaran’ny olona teny an-toerana.