Samihafa Tapatapany

Vehivavy votsotra

Afa-bela teo an-tanan’ny jiolahy mpaka an-keriny ireo vehivavy roa nalain’izy ireo tany Anjozorobe, tamin’ny 6 febroary lasa teo. Nalain’ny jiolahy tany Andranomisa-Anjozorobe izy ireo. Taorian’ny fikarohana sy fanenjehana ireo jiolahy nataon’ireo zandary dia navotsotr’ireo jiolahy ireo roa vavy ireo.