Samihafa Tapatapany

Mpivarotra maty

Namoy ny ainy voatifitra ny lehilahy mpivarotra iray tany Befasy-Morondava, tamin’ny 7 febroary lasa teo. Lasan’ireo jiolahy ny basim-borona iray an’ilay mpivarotra. Nisy ihany koa ny vola lasan’ireo jiolahy.