Misokatra ho an’ireo fikambanana misehatra eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena ny fifaninanana amin’ny fananganana tetikasa mampivondrona an’ireo sehatra samihafa afaka mitondra ny traikefany eo amin’ny fampandrosoana ny firenena. Tanjona amin’ity tetikasa ity ny fanomezana traik’efa misimisy kokoa ny fiarahamonim- pirenena amin’ny fahaiza-mitantana.
09/02/2019
-
Zarao!
Fiarahamonim-pirenena
09/02/2019
Hanome hevitra