Raharaham-pirenena Tapatapany

Fanohanana

Natolotra ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fiarovana ny zon’olombelona (Cnidh) ireo fitaovana nampiasain’ireo mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eoropeanina. Notanterahina, omaly, ny fanolorana an’ireo fitaovana, izay ahitana solosaina sy kojakoja fampiasa amina birao mitentina 320 000 tapitrisa ariary.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra