Samihafa Tapatapany

Fanafihana

Voasambotry zandary ireo jiolahy telo voalaza fa nikasa hanafika toeram-pivarotana fahana sy finday teny Anosizato, tamin’ny alarobia lasa teo. Nahatrarana basy poleta vita tanana iray miaraka amin’ny bala tany amin’izy ireo.

 

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra