Nijanona hatreo ny fanadihadiana momba ny lozam-piarakodia namoizana ain’olona telo sy nandratra olona enina tany Ambositra, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Voalaza fa tsy niakatra teny amin’ny Fampanoavana ny raharaha.

Hanome hevitra