Tapatapany Zavakanto

Sehatra Miavaka

Manolotra fandaharam-potoana miala amin’ny mahazatra ny etsy amin’ny Trass Tsiadana amin’ny alalan’ny « Gasy Tsara Tour », isaky ny sabotsy tolakandro. Hisantarana azy ny fiakaran’i Arison Vonjy an-dampihazo amin’ny 9 novambra. Sady manoratra ny hirany no mamorona ny feony ity mpanakanto ity. Entiny hamakivaky ny fitiavany ny natiora, ny firahalahiana, sy ireo mampiavaka ny fiarahamonina Malagasy ireo mpankafy azy amin’io fotoana io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra