Tapatapany Tranga samihafa

Rongony 180 kilao

Tratra nitondra rongony 12 gony milanja 180 kilao ny lehilahy telo voasambotry ny zandary tany Kelivaho
Betroka, afak’omaly. Tafaporitsaka ny naman’izy ireo iray. Noentina hatao famotorana sy hatolotra ny Fitsarana ireo olona voasambotra. Hodorana ireo zava-mahadomelina.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra