Tapatapany Tranga samihafa

Hain-trano

Ravan’ny afo ny trano hazo miisa telo fivarotana teny Ankadifotsy, nandritra ny firehetana niseho omaly maraina tamin’ny roa ora. Nieren-doza ny trano hazo hafa maromaro nifanila tamin’ireo niharam-boina sy ny trano biriky lehibe iray. Tsy nisy ny olona naratra na namoy ny ainy. Tsy fantatra ny antony nahatonga ny afo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao