Sosialy Tapatapany

Fisorohana fitohanana

Hiroso amin’ny famahana ny olan’ny fifamoivoizana manomboka eo Soarano mihazo ny sampanana mankany Antanimena sy Ankazo­manga mialoha ny faran’ny taona ny kaomi­nina Antananarivo renivohitra , omaly. Efa nisy vokany tsara ihany koa ny fanokafana lalana vaovao natao teo aloha, araka ny fantatra.