Tapatapany Zavakanto

Fampirantiana

Handray fampirantiana miavaka ny etsy amin’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola, manomboka amin’ny 8 novambra izao. « Aty » no anarana isaloran’ny fampirantiana hosodoko, izay tanterahin’ny fikambanan’ireo mpahay kanto eo amin’ny hairaha arak’endrika amam-bika eto Madagasikara (APMcar). Tafiditra ao anatin’ ny fankalazana ny faha-210 taonan’ny Hosodoko Malagasy ny ranty.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra