Tapatapany Tranga samihafa

Fahafatesana miaramila

Namoy ny ainy tany am-pamitana iraka ny miaramila iray niasa tany Betrandraka Maevatanàna. Hoentina eny amin’ny toby miaramila eny Ampahibe ny vatana manga­tsiakany rehefa avy natao veloma tany Maevatanàna, omaly.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra