Ora maro no lanin’ ireo mpiadina tamin’ny bakalorea fihodinana faharoa niandrasana ny voka-panadinana ,omaly. Betsaka no efa nigadona teny amin’ireo foibem-panadinana nanomboka ny maraina. Efa tamin’ny enina hariva kosa vao nivoaka ny peta-drindrina nirakitra ny voka-panadinana.
Hanome hevitra