Razana roa tao an-tanàna. Nitrangana loza niafara tamin’ ny famoizana ain’olona roa tany Ankoririka-Kiranomena any Fenoarivobe, tamin’ny talata 5 novambra lasa...
Arsiva -08/11/2019
Nitohy tetsy amin’ ny Sekoly fanabeazana fototra (Epp) sy Sekoly ambaratonga faharoa (Ceg) Angarangarana tetsy Anosibe, omaly, ny fizaràna kojakojam-pianarana...
Tontosa omaly ny fotoam-pandevenana an’Andrianabela Rakotobe na I dadah, mpikambana ao amin’ny tarika Mahaleo. Endrika malahelo sy fo mavesatra no nameno ny...
Fantatra fa vaomiera manokana no hanombana ny tetibidin’ny tany sy trano ary ny fananan’ny mponina, izay voakasiky ny tetikasa “ Tanà- Masoandro “ eny amin’ny...
Fitaovana hitaizana sy hanabeazana ny angano. Vitsy anefa ireo mahalala sy afaka nankafy azy ankehitriny. Hamerenana indray an’io kolontsaina io no nanainga...
Sambany. Manomana mpikatroka amin’ny taranja katrok’ady malalaka na MMA (Mixed Martial Arts) ny delegasiona malagasy hiatrika ny lalao menaran-tany any...
Hamerina hasina. Nitohy teny Andraisoro sy Tsarahonenana ary Ampandrianomby ny fampielezan-kevitry ny kandida Andriantsitohaina Naina amin’ny fifidianana...
Nampihena ny tsy fanarahan-dalàna nataon’ ireo taksibe ao amin’ny zotra D ny fampiasana ny fitaovana fanarahan-dia na GPS tamin’ireo taksibe. Ny fiara...
Ahiana fatratra ho nisy namono ny tovovavy iray, enina ambin’ny folo taona, hita faty tany Antangena Andapa, afak’omaly maraina. Nahitana tsatok’antsy roa ny...