Tanterahina etsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina nanomboka ny 6 septambra ka hatramin’ny 12 septambra ho avy izao ny “Forum” iraisampirenena momba ny haitao sy ny asa tanana aty amin’ny Ranomasimbe Indianina. Manamafy ny tambajotra sy ny fiaraha-miasa nasionaly sy isam-paritra ho an’ny mpanao asa tanana ity hetsika ity.
Hanome hevitra