Tapatapany

Fanamboaran-dalana

Amin’ny zoma ho avy izao no hametraka ny vato fehizoron’ny fanamboaran-dalana RN6 mampitohy an’Antsiranana amin’Ambanja ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, araka ny vaovao nozarain’ny Governoran’ny Faritra Diana, Daodo Arona Marisiky, afak’omaly. Hisy koa ny fitokanana ny lalana mandeha any Ramena sy ny ao Mahatsara.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao