Tapatapany

Fampandrosoana ny indostria

Nihaona tamin’ny minisitra Razafindravahy Edgard, ny filohan’ny orinasa Première Ligne mpikarakara ny “Foire Internationale de Madagascar”, Ramiaramanana Domenichini sy ireo miara-miasa akaiky aminy, omaly. Mitovy ny tanjon’ny roa tonta amin’ny fanomezana rivobaovao ho an’ny sehatra tsy miankina. Maneho ny fahavononany ny minisitera hanohana ny fanomezana ainga vao ny toe-karen’ny sehatra tsy miankina. Isan’izany ny fandraisana anjara mavitrika ataon’ny MICC mandritra ny FIM 2021 ho fampahafantarana ireo tetikasa mahasoa ny mponina ary indrindra ho an’ireo tanora vao hiarina.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao