Arsiva -08/08/2019
Mahatsikaiky indraindray ny fanao eto amintsika eto. Mamono-mamelona, hoy ny fomba fiteny izay. Manoloana ny fanahiana tondra-drano noho ny faharefoan’ny...
Voarohirohy ho mpisoloky olona amin’ny fivarotana merikiora hosoka ity lehilahy iray voasambotry ny polisy, tany Ambavahadimangatsiaka Antsirabe...
Voadonan’ny fiara iray marika « Renault Kangoo » ny olona iray nandeha bisikileta teny amin’ny digy Anosizato, omaly maraina. Naratra mafy ilay...
Nasaina naverin’ireo voarohirohy, omaly, ny fomba namonoana an’ireo olona telo miakana: lehilahy teratany frantsay sy ny vady aman-janany, izay...
Tafaporitsaka tao anatin’ny vela-pandriky ny mpitandro filaminana ilay jiolahy raindahiny mpaka an-keriny ao amin’ny faritra Betsiboka hatrany Tsaratanàna sy...
Nitarika ny delegasiona malagasy amin’ny fivoriamben’ireo parlemantera eto Afrika, tamin’ny 6 sy 7 aogositra 2019, tany Afrika Atsimo, Rakotovao Rivo...
Natsangana ny komity manokana natao hanangona ny hevitra rehetra mety hahafahana mijery ny tena tombontsoan’ny firenena momba ireo nosy kely manodidina an’i...
anefana ny trosan’ireo sampan-draharaham-panjakana, fitsirihana ny fitantanam-bola sy ny fandrindran-draharaha, fandrafetana paikam-pihariana ary fametrahana...
Nahitsy. Tsy voafehin’ny fitondrana ny tany tan-dalàna, raha ny niverimberina tao anatin’ny tatitry ny Masoivoho amerikana mikasika ny zon’olombelona, teto...