Tapatapany Tranga samihafa

Fanolanana

Naiditra am-ponja vonjimaika, afak’omaly, ny lehilahy iray, manodidina ny 45 taona, mipetraka any Ampanefena Sambava. Vaorohirohy ho nanolana vehivavy iray, efapolo taona, io lehilahy io. Nisafidy ny tsy hanome fanazavana momba ny fisehon’ny herisetra ara-nofo nitranga ny zandary mpanao famotorana..

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra