Fanatanjahantena Sombiny

Tenisy ambony latabatra

Hatao, anio, eny amin’ny Centre Complexe Sportif Aro, etsy Ankadimbahoaka, ny fitsapana farany an’ireo mpilalao tenisy ambony latabatra hofantenana amin’ny fandrafetana ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Mpilalao telo isaky ny sokajy no hofantenana hiaro ny voninahi-pirenena amin’io fifaninanana io, izay hatao amin’ny 1 hatramin’ny 6 avrily 2020, eny amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao