Zavakanto

Zoma 8 febroary PIMENT CAFE BEHORIRIKA

Hiran’ny omaly hovelomin’ ny tarika Jeneraly
Hivetsovetso ireo hirany tsy afaka am-bavan’ny mpihaino ny tarika Jeneraly, etsy amin’ny Piment Café Behoririka, manomboka amin’ny 9 ora alina. Ho re, amin’io fotoana io, avokoa ireo hira tsy lefy laza sy nanamarika ny tarika. Afaka mangataka hira ihany koa anefa ireo mpihaino mandritra ny fampisehoana.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra