Zavakanto

Sabotsy 9 febroary NO COMMENT BAR

Handros o ny “Beko groove fusion” ny tarika Rapo AtlasHanome ny tsiron’ny mozika avy any atsimo ny tarika Rapo Atlas. Hitondra ny gadona mampiavaka azy izy ireo amin’ny fiakarana an-tsehatra etsy amin’i No comment Bar Isoraka, rahampitso. Gadona beko mifangaro “roots” no haroson’ny tarika izay niorina tamin’ny volana jolay 2016. Anisan’ny mampiavaka azy ny lafiny fitendrena. Efa matihanina eo amin’ny sehatry ny mozika izy ireo ka hiezaka ny tsy handiso fanantenana an’ireo mpanatrika.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra