Horonantsary roa be mpankafy sy malaza maneran-tany no halefa etsy amin’i Plaza Ampefiloha, rahampitso. Amin’ny 10 ora antoandro no handeha eny an-toerana ny “Dragon 3”, izay hiverina amin’ny 2 ora tolakandro.. “Sorry to brother you” kosa no hamaranana izany amin’ny 4 ora sy sasany hariva.
Hanome hevitra